______________________________________________________________
13 Desambra 2020
“Efa any Roma ny Antikristy, miara-miasa amin’ireo izay hanaiky ny fidirany. Mivavaha ho an’ny Papa Benoit XVI, izay tsy manam-potoana firy hialana, ary miangavy ireo mpahita rehetra aho mba hiray hina eo ambany sy miaraka amin’i Petera Zanaka malalantsika, ilay Romana, satria izany no Sitrapontsika Masina”.
______________________________________________________________