Lakroa amin’ny Lanitra Mena

______________________________________________________________

______________________________________________________________

Andriamanitra dia hiantso ny sain’ny olombelona amin’ny alalan’ny Hazofijaliana sy fifandonana eo amin’ny Lanitra Mena. Amin’izay isika dia hanana tombontsoa hiara-mivory manokana amin’i Kristy mba handinika ny fiainantsika sy hahazo fanasana ho amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.

Ny Hazofijaliana dia santatry Ny Fampitandremana sy ny Fanazavana ny feon’ny Fieritreretana. Mitadiava fanavotana izao!​

______________________________________________________________

This entry was posted in Malagasy. Bookmark the permalink.