Fatima, 13 Aogositra 1917

______________________________________________________________

Fatima, Portugal

______________________________________________________________

Olona an’arivony no nirohotra nankany Fatima tamin’ny 13 Aogositra 1917, notarihin’ny fahitana sy fahagagana noheverina. Ny administrateram-paritany Artur Santos (tsy misy ifandraisany amin’i Lucia) dia nanakana sy nampiditra am-ponja ireo ankizy talohan’ny nahatongavany tao Cova da Iria, satria nanakorontana ara-politika ny hetsika tao Fatima. Nanadihady sy nandrahona ireo ankizy izy mba hanambara ny tsiambaratelon’ny Reny Masina. Nanaiky i Lucia afa-tsy ireo tsiambaratelo fa nanolo-tena hangataka alalana tamin’ny Tompontsika mba hanambara izany. Niseho tamin’ireo ankizy teo akaikin’i Valinhos izy ny 15 Aogositra.

Naneho Herim-po izy ireo satria aleony maty toy izay manambara ny tsiambaratelo.

______________________________________________________________

This entry was posted in Malagasy and tagged . Bookmark the permalink.